Ao anatin'ity boky tsotra ity i Dag Heward-Mills dia manome fomba fijery mazava azo ampiharina momba ny fanambadiana. Ity boky mahatalanjona ity dia ho toy ny fitaovana ilaina voaomana ho an'ny mpanolon-tsaina amin' ny mariazy sy ireo mpivady vita mariazy. Ho hitanao ato amin'ity boky ity tokoa ireo torohevitra mamelombelona sy mampientanentana mba hanatsarana ny fanambadianao.

Fanambadiana Môdely (Boky Torolàlana Hanomezana Toromarika Ara-Panambadiana)

Product Details
BN ID: | 2940155303732 |
---|---|
Publisher: | Dag Heward-Mills |
Publication date: | 06/19/2018 |
Sold by: | Smashwords |
Format: | eBook |
File size: | 3 MB |
Age Range: | 18 Years |
Language: | Malagasy |